– FITANTANANA RAHARAHAM-PANJAKANA – Nihatsara ny naotin’i Madagasikara eo amin’nys ehatry ny ady amin’ny kolikoly
– VAROTRA – 1.500 ariary no hamarotana ny vary tsinjo eny amin’ny tsena mora
– FIFANINTSANANA AFROBASKET 2021 – Mpilalao avy any ivelany telo vaovao no nantsoin’ny Federasiona malagasin’ny basketball hanamfy ny ekipam-pirenena malagasy













