Mpamily miisa 250 no ezahina hatao fizaham-pahasalamana eny amin’ny tobim-piantsonana Maki Andohatapenaka. Hoenti-miatrika ny fahamaroan’ny mpandeha mandritra ny fety ity hetsika ity, ary koa hisorohana ny loza.
Jeannot Reribake – Talé Jeneralin’ny ATT
Dr Vincent Rakotoarison – Talé ho an’ny ady amin’ny aretina tsy mifindra Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka













