– FITATERANA AN’ABAKABAKA : Ny sidina fampodiana an-tanindrazana ihany no anomezan’ny governemanta alalana an’i Air France
– FITANTANANA NY TANANA : Horaisin’ny kaominina ny fitantanana ny fijanon’ny fiara eto an-drenivohitra
– VALANARETINA : Olona 63 vaovao mitondra ny tsimokaretina, tsy nisy ny aina nafoy














