2424.mgArticles similaires
Manoloana ireo olona milaza fa manova voka-pifidianana ny Ceni dia nitondra fanazavana ny filoha lefitra Thierry Rakotonarivo androany teny alarobia. Nilaza koa izy fa afaka mandefa solotena ny kandidà manara-maso ny fikirakirana ny vokatra. Iray ihany anefa hatreto ny solotenan’ny kandidà tonga eny amin’ny Ceni foibe manao izany fanaraha-maso izany.