VAOVAO – MINUTE FLASH 21 Aogositra 2020
– VALANARETINA – Niampy iray ny olona maty noho ny Covid-19 , 64 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– FANABEAZANA – Tazomina ireo datim-panadinana efa voatondro, hoy ny minisitry Fanabeazam-pirenena
– FAHEFANA MPANAO LALANA – Voantso hanatanteraka fivoriana tsy ara-potoana hankatoavana ny volavolan-dalana manamafy ireo didy hitsivolana mikasika ny Antenimieran-doholona sy ny fifidianana ny Parlemanta













