– BEPC sy BAC : Nofoanana avokoa ny fanadinana ara-panatanjahantena amin’ny BEPC sy Bac
– VALANARETINA : Olona telo no voalaza fa matin’ny coronavirus androany zoma, tranga vaovao 104 no voamarina fa coronavirus
– FIFAMOIVOIZANA ETO AN-DRENIVOHITRA : Tsy azon’ireo fiara vaventy latsaky ny 19 taonina ny mivezivezy eto Andrenivohitra mandritra ny ora be fifamoivoizana













