CENI – HERINIAINA RAKOTOMANANA : « AOKA IZAY NY FANARATSIANA »
? CENI - "Aoka izay ny fanaratsiana", io no nambaran'ny filohan'ny komity mahaleo-tena misahana ny fifidianana, Heriniaina Rakotomanana raha naneho ...
? CENI - "Aoka izay ny fanaratsiana", io no nambaran'ny filohan'ny komity mahaleo-tena misahana ny fifidianana, Heriniaina Rakotomanana raha naneho ...
Nanao tatitry ny fanaraha-maso nataony ny Sampana Anaraha-maso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana, na SAFIDY, androany tetsy amin'ny foiben'izy ireo ...
Manoloana ireo olona milaza fa manova voka-pifidianana ny Ceni dia nitondra fanazavana ny filoha lefitra Thierry Rakotonarivo androany teny alarobia. ...
Tamin'ireo birao fandatsaham-bato 25 388 teto Madagasikara dia 20 no nahitana tsy fahatomombanana araky ny nambaran'ny CENI. Miisa roa kosa ...
Nisokatra anio 28 novambra ka hatramin'ny andro hamoahana ny voka-pifidianana vonjimaika, izay eritreretina, ny 16 desambra 2019, ny fandraisana ireo ...
Fifidianana ben'ny tanàna - Ny alin'ny alarobia nanatanterahana ny fifidianana ihany dia efa tonga teny amin'ny SRMV eny Mahamasina ireo ...
FIFIDIANANA ANTANANARIVO : TSY ROTOTRA NY MPIFIDY Na dia eo aza ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolon-tsaina dia mbola manohy ...
Nilamina ny fifidianana amin'ny ankapobeny raha ny nambaran'ny filohan'ny komity mahaleotena mikarakara fifidianana, Yves Heriniaina Rakotomanana, na dia teo aza ...
Nandritra ny fitetezana biraom-pifidianana nataon'ny Komity mahaleotena mikarakara fifidianana (CENI) no nahitana biletà nisy tsipika teny Faliarivo Ampitatafika.
Fifidianana ben'ny tanàna eto Antananarivo - Namita adidy ny kandidà eto Antananarivo Renivohitra.
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.